Toerana iray, hofaina sy azo iasana miaraka ny Espace coworking. Mety ho isan’ora izany, isanandro na isambolana. Mihamaro ireny tolotra ireny amin’izao. Misy ireo birao manokana, efitra fivoriana, fa misy ihany koa anefa ireo efitra lehibe izay hifampizarana amin’ny olona hafa. Fitaovana fiasana ma