Isan’ireo asa mifandraika amin’ny toetrandro ny climatologiste sy ny météorologiste. Misy maha samihafa azy anefa ireo asa roa ireo. Manara-maso ny fivoaran’ny toetrandro ao anatin’ny fotoana fohy izany hoe 12 ora ka hatramin’ny 7 andro, sy mamoaka ny vinan’ny toetrandro ny météorologiste raha ao an